|
|
|
|

Entry1  ampongavilany (amponga)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19