|
|
|
|

Entry1  angorodao
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno iray tarika amin' ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka amin' ny takela-by mifanao ambaratonga no mamoaka feo, saingy izy azo bataina ka entina mandehandeha: Mitendry angorodao [1.1]
Examples  5  Manomboka ny osika, velona ny angorodao. [2.436#]
6  Sodina sy angorodao no mozika ary jiron-tsolitany no fanazavana. [2.4#]
Other spellings  7  ankorodao
Analogs  8  Taralila
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  42  agorodano, angorodao

Updated on 2023/03/19