|
|
|
|

Entry1  diapazona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19