|
|
|
|

Entry (1/3)1  dory
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/3)38  dory
Part of speech  39  noun
Explanations in French  40  Dormir. [1.19]

Entry (3/3)41  dory (dotra)
Part of speech  42  imperative of passive verb dorana
Examples  43  andeha, dory amin' ny afo izany. [2.996#]
44  dory ireo fako rehetra azo dorana. [2.424#]
Tables and plates  45  All the passive imperatives

Anagrams  46  dory, odry

Updated on 2023/03/19