Entry | 1 filiotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Sodina vahiny vita amin' ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin' ny vatany [1.1] |
Explanations in English |
4 a flute [1.2] |
Examples |
5 Niala teo amin' i Jakoba ny hafaliana, ary tsy re intsony ny filiotra amana harpa. [2.996#] |
Vocabulary |
6 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/10/30 |