|
|
|
|

Entry (1/4)1  kabaosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tanalahy resy an' ady [1.1]
Explanations in English  4  A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
Explanations in French  5  Caméléon vaincu [1.3]
Toponyms 

Entry (2/4)7  kabaosy
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
Explanations in French  10  Lâche, poltron, sans coeur [1.3]

Entry (3/4)11  kabaosy
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Music: instruments
Explanations in Malagasy  14  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explanations in French  15  Sorte de guitare. [1.19]
Synonyms  16  kabaosa, kabosa, kabosy
hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (4/4)50  Kabaosy
Part of speech  51  name (toponym)
Vocabulary  52  Geography: towns
Elementary words  53  kabaosy
Tables and plates  54  Full list

Updated on 2023/03/19