|
|
|
|

Entry1  kahamba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kaihiamba, tsakaihamba [1.1]
Other spellings  5  kahiamba, kai, kaiamba, kaihamba, tsakaihamba
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19