|
|
|
|

Entry (1/2)1  korintsana
Root  2  rintsana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina
5  Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1]
Explanations in English  6  tinkling ornaments [1.7]
Explanations in French  7  retentissement d'un grelot, de petits ornements [1.8]
Vocabulary  8  Sound
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :

Entry (2/2)14  korintsana
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [1.1]
Explanations in English  17  a child's rattle [1.7]
Examples  18  Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena; [2.470#]
Vocabulary  19  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 
147 

Anagrams  148  akorintsan, korintsana, nakorintsa, narontsika, ranontsika, rantsaniko

Updated on 2024/10/31