|
|
|
|

Entry1  langoroana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1]
Synonyms  5  langorony
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19