Entry 1/2 |
langorony
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1]
|
Explanations in English | A side drum [1.2]
|
Explanations in French | Tambour [1.3]
|
Examples | ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony:
[2.48]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
|
Entry 2/2 |
langorony
(langoro, -ny)
|
Part of speech | noun langoro and pronoun
|
Explanations in English | His heron(s), her heron(s), their heron(s) His drum(s), her drum(s), their drum(s) [3.1]
|
Explanations in French | Son héron, ses hérons, leur héron(s) Son tabour, ses tabours, leur tabour(s) [3.1]
|
|