|
|
|
|

Entry1  piripity
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Amponga tsangana kely indrindra vita amin' ny hoditra tokana eo amin' ny tendrony ambony (hoditr' omby na ondry, na osy, na bibilava do na menarana no henjanina amin' ny fantsika hazo eo amin' ny tendrony ambony); tsy maintsy anankiroa (feo avo sy iva) no ampiarahina ary velesin' ny felatanana havia sy havanana. Ireto avy ny flanakavian' ny piripity: ny n' lapa, n' lapabe, ny tary, ka ity no ngeza indrindra [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19