|
|
|
|

Entry (1/3)1  raloba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 
38 

Entry (2/3)39  raloba
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41  Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [1.1]
Analogs  42  Sasy, baheza

Entry (3/3)43  raloba
Part of speech  44  noun
Explanations in Malagasy  45  Dihin'ny ntaolo [1.78]

Anagrams  46  labaro, raloba

Updated on 2023/03/19