Entry | sodina | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1] | |||
Explanations in English | A flute [1.7] | |||
Explanations in French | Flûte [1.8] | |||
Examples | Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470] | |||
Vocabulary | Music: instruments | |||
Compound words |
| |||
Hypernym | ||||
Co-hyponyms | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word sodina | |||
Article | Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) | |||
Entry | sodina | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in French | [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196] | |||
Vocabulary | Botany | |||
Anagrams | andosy, diñaso, disaño, ondasy, sady ... no, saondy, sodina |
Updated on 2023/03/19 |