|
|
|
|

Entry (1/2)1  tarỳ
Elementary words  2  t~, arỳ
Part of speech  3  adverb, past form [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny milaza toerana "arỳ" raha enti-milaza ny lasa: Tarỳ Ankadindambo izahay afakomaly
Avy arỳ: Efa tarỳ ve ianao?
Examples  5  tary ambany tary, nisy vehivavy lehibe iray avy niakatra. [2.4#]
6  Dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary. [2.117#]
7  Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472#]

Entry (2/2)8  tary
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Amponga lehibe indrindra sady lava eto Madagasikara: mitovitovy amin' ny n' lapa izy (hoditra tokana eo amin' ny tendrony ambony), saingy avo be: 1,50 metatra. Izy no midoboka voalohany indrindra vao maneno daholo ny amponga rehetra miaraka aminy sy ny zavamaneno ka izany no iantsoana azy hoe "tary" (mitarika lanonana); misy koa milaza hoe Ampongatary
11  [1.1] [Merina] Ny kely indrindra amin' ireo amponga efatra nampiasaina tamin' ny famorana ka natao hipetrahan' ny zaza hodidiana
Explanations in English  12  [1.2] a second drum
Explanations in French  13  [1.3] le plus petit des quatre tambours usités à la circoncision, dont le son était rauque et sur lequel on plaçait l'enfant pour le circoncire
Examples  14  Ampongalahy iray atao hoe "tary" no ipetrahan' izay hitazona ny zaza. [2.436#]
Vocabulary  15  Music: instruments
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  145  itra, raty, tari-, tary, tarỳ, tria

Updated on 2024/10/30