|
|
|
|

Entry1  n' lapabe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany.
Vocabulary  4  Music: instruments
Elementary words  5  n' lapa, be
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/12/21