|
|
|
|

Entry1  fikasihandokanga
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1]
Synonyms  5  fikasihana
Elementary words  6  fikasihana, lokanga
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/12/08