Entry zavamaneno
Elementary words zava- ; maneno
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno [1.1]
Explanations in English [ zava-maneno ] A musical instrument. [1.2]
 [ zava-maneno ] Any musical instrument [1.7]
Explanations in French [ zava-maneno ] Instrument de musique [1.8]
Examples 
1mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno; [2.470]
2Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356]
3Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472]
Vocabulary 
Compound words 
Hyponyms 
Article 
Illustrations 

Updated on 2023/11/24