Entry ampongannyntaolo > ampongantaolo (amponga, ntaolo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Amponga hoditra roa; toy ny diam-panorona ny bikan' ny tady mifamatopatotra manenjana azy eo amin' ny andilany; ampiasaina amin' ny lanonana isan-karazany [1.1]
Explanations in French [ ampongan' ny ntaolo ] Tambour des ancêtres en bois [1.3]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms