|
|
|
|

Entry1  lokanga vava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavamaneno tsofina, vita amin' ny tapa-by kely; ankinina amin' ny nify izy ary somary akombona kokoa ny molotra: ny rivotra avy ao am-bava no mampipararetra ilay tariby kely eo afovoany rehefa kitihin' ny fanondro
Vocabulary  4  Music: instruments
Elementary words  5  lokanga, vava
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/12/07