Entry 1/3 tsotsoka (tsoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina [1.1]
Explanations in French Sifflet des marins [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry 2/3 tsotsoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Nofo mihorona manarona ny filahiana [1.1]
Explanations in French Prépuce [1.5]
Vocabulary 

Entry 3/3 tsotsoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tsimihety] Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka [1.1]
Explanations in French (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha [1.5]

Updated on 2023/03/19