|
|
|
|

Entry (1/4)1  tsy
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony
Explanations in English  4  [1.7] not
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] ne pas
6  [1.3, 1.9] sans
7  [1.3] non
8  [1.8] pas
Examples  9  tsy sompatra izy (il est sans malice) [1.9]
Morphology 
10  Simple :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Titles  544  Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo'' (Ramangamalefaka)
545  Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul)
546  Rehefa tsy misy ny dokotera : translation of the English original "Where there is no doctor" (Werner David, Razafindriantsoa Zoely)
547  Tsy embona (Rabearivelo Jean-Joseph)
548  Tsy fidiny (Andrianaly Alfred)
549  Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)
550  Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy)

Entry (2/4)551  tsy
Part of speech  552  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  553  [1.78] [Taisaka] sy
Compound words 

Entry (3/4)556  -tsy
Part of speech  557  morphological form of sy
Examples  558  Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [2.606#210]

Entry (4/4)559  tsy
Part of speech  560  noun
Explanations in Malagasy  561  [1.1] Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...)
Explanations in French  562  [1.3, 1.13] acier
Vocabulary  563  Economy: metallurgy
Synonyms  564  vy mahery
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams  568  tsi~, tsi-, tsi~~, -tsy, tsy

Updated on 2023/09/04